|
|
|
|

Teny iditra1  sarotra alina
Singan-teny  2 sarotra, 3 alina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza ireo aretina sasany, izay amin' ny alina vao tena mihamafy, nefa ny antoandro tsy dia maninona loatra. [1.1]
Voambolana  6  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12